Teny iditra manopatopa (topatopa (topa))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitovy amin' ny mitopatopa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to agitate water [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   agiter l'eau [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manopatopa
nanopatopa
hanopatopa
manopatopà

Teny iditra manopatopà (topatopa (topa))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manopatopa [firaketana]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/16