Teny iditra manorirana (horirana (rirana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to set on edge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre sur son bord ou côté [Hallanger 1974]
Endriteny 
manorirana
nanorirana
hanorirana
manoriràna
Ohatra raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana [Fox: Hainteny, laharana 457]

Teny iditra manoriràna (horirana (rirana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorirana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/16