Teny iditra manorisory (sorisory (sory))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
¶ Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
¶ Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to vex, to chagrin [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vexer, agacer [Hallanger 1974]
Ohatra Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Endriteny 
manorisory
nanorisory
hanorisory
manorisoria

2013/04/08