Teny iditra | manoritsoritra (soritsoritra (soritra)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Décrire d'une façon sommaire, décrire sommairement [1.13] | ||||||
Ohatra | Nefa ilaina ny manoritsoritra ny foto-dresaka mba hitarihana ny saina, ka tsy hampivaona azy amin'izay tanjona kendrena.
[2.606] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |