Teny iditra manoro (toro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
¶ Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manoro
nanoro
hanoro
manoroa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manoro (noro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome hafaliana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manoro
nanoro
hanoro

Teny iditra manoro (oro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañoro ] [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mandoro [Rakotosaona 1972]
 [ mañoro ] [Tanala, Tanosy] mandoro, manimba amin'ny afo [Rakotosaona 1972]
 mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [SLP 1986]
Famaritana frantsay mettre en combustion [SLP 1986]
Endriteny 
manoro
nanoro
hanoro
Teny mitovy hevitra mioro

2010/05/14