Teny iditra manorobona (robona)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsara faniry sy maitso ravina (fiteny fandre matetika amin' ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona)
Midoroboka fatratra, milobolobo: Hazo manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Flourishing. Used of growing vegetables [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (poétique) donner de belles touffes [1.3]
Ohatra Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manorobona
Ny lasa : nanorobona
Ny hoavy : hanorobona
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20