Teny iditra manorona (horona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to wind thread or string on a spool or spindle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay embobiner du fil, etc.; enrouler [Hallanger 1974]
Endriteny 
manorona
nanorona
hanorona

Teny iditra mañorona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ manorona ] [Bara] misorona (afo) [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] misorona afo, manoroka [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] misorona afo, mampirehitra sady mandamina ny kitay an'afo: Afaka andidy amin'afo koja fa nanoroñ'hitay tsy nirehitra (afaka adidy amin'ny afo kosa fa nisorona kitay tsy nirehitra) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañorona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mamonkona (rantsan-tanana) [Rakotosaona 1972]

2010/05/14