Teny iditra manorotra (orotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manongotra mandriry amin' ny tanana, manapaka amin' ny antsy
Mitovy hevitra: manala ~ manatsoaka ~ mandriry ~ manesotra ~ manombotra ~ manongotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manorotra
nanorotra
hanorotra
manorosa, manorota
Teny mitovy hevitra miorotra

2013/04/09