Teny iditra manosanosana (osanosana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihinana, mamosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manosanosana
Ny lasa : nanosanosana
Ny hoavy : hanosanosana
Tovy hevitra miosanosana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05