Teny iditra mañosikosiky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taimoro] mihozom-potaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manosikosiky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mandoto [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manôsikosiky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] manamongomongo [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06