Teny iditra manosina (osina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manafotetaka, mandrakotra amin' ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manosina
nanosina
hanosina
manosena

2010/05/14