Teny iditra manoso-dratsy (hosotra, ratsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to speak evil of someone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay calomnier, médire [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra manoso-potaka

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/23