Teny iditra manosona (sosona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy sosona na zavatra anampy na anatevenana avy ao anaty: Manosona varatiarana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put a lining in [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre une doublure [Hallanger 1974]
Endriteny 
manosona
nanosona
hanosona
manosòna

Teny iditra manosòna (sosona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manosona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/16