Teny iditra manosotra (hosotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina
¶ Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to smear, to pain, to apply a coating; to anoint with saliva etc. [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay barbouiller, enduire: oindre; peindre [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay badigeonner [SLP: Voambolana]
Ohatra Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny. [Andraina: Mitaraina, takila 146]
Endriteny 
manosotra
nanosotra
hanosotra
manosora
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/07/23