Teny iditra manosy (hosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañosy ] [Tanala] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [Rakotosaona 1972]
 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
¶ Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
¶ Mambabo fananana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to trample the mud in ricefields [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay piétiner, tremper dans
¶ manquer d'égards: Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents)
¶ spolier, confisquer [Abinal 1888]
 piétiner les rizières [Hallanger 1974]
Endriteny 
manosy
nanosy
hanosy
manose
Teny mitovy hevitra mañose
Ohatra Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [Andraina: Mitaraina, takila 172]
Teny nalaina 

2015/03/29