Teny iditra manota (ota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory
¶ Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to transgress, to deviate from the line to sin [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay violer, transgresser, pécher [Hallanger 1974]
Endriteny 
manota
nanota
hanota
manotà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mañota
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] manao ankery, mandrivatsy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manotà (ota)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manota [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/16