Teny iditra mañotaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taimoro] mamihina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañotaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taimoro] mampivohitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañotaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manolana [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mampiolana, manolana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañotaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitsara [Rakotosaona 1972]

2010/05/06