Teny iditra manotikotika (kotikotika (kotika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamotipotika: Aza manotikotika ny akanjoko
¶ Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy
¶ Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manotikotika
nanotikotika
hanotikotika
manotikoteha

Teny iditra mañotikotika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mandrovidrovitra [Rakotosaona 1972]

2013/11/20