Teny iditra manotohoto (hotohoto (hoto))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrovitra, mandrotika, mamotipotika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manotohoto
nanotohoto
hanotohoto
manotohotoa

2013/04/09