Teny iditra manotra (otra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To massage, to rub [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Masser, frictionner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manotra
Ny lasa : nanotra
Ny hoavy : hanotra
Filaza mandidy : manora
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20