Teny iditra manotraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io
Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [1.1]
Ohatra Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. [2.996]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26