Teny iditra manotrika (otrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo
¶ Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo
¶ Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka [Rajemisa 1985]
 mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka
¶ mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy [SLP 1986]
Famaritana anglisy to ripen fruit in a closed space [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire mûrir
¶ fermenter
¶ mettre en latence [SLP 1986]
Famaritana frantsay faire mûrir des fruits artificiellement; comploter [Hallanger 1974]
Endriteny 
manotrika
nanotrika
hanotrika
manotreha
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manotrika (kotrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mikotrika [Rakotosaona 1972]

2012/07/16