Teny iditra manotro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] maka amin'ny sotro [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañotro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] manotrona am-panajana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañotro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mikotrika [Rakotosaona 1972]

2010/05/06