Teny iditra manova (ova)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To change [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Changer, modifier [1.8]
Ohatra Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manova
Ny lasa : nanova
Ny hoavy : hanova
Filaza mandidy : manovà

Teny iditra manova
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Manampy [1.78]

Teny iditra manova
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Manakatona [1.78]

Teny iditra manovà (ova)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manova [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20