Teny iditra manovaka (ovaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka hoditra manify; manongo mafy izaitsizy [Rajemisa 1985]
 manendaka voamaina amin'ny taolana [SLP 1986]
Famaritana frantsay égrener
¶ enlever le copeau. [Voambolana: Haitao] [SLP 1986]
Endriteny 
manovaka
nanovaka
hanovaka
manovaha

2012/07/23