Teny iditra manovana (tovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manampy [Rakotosaona 1972]
 Manampy avy ao ambany na avy eo aoriana: Tsy maintsy manovana itỳ tady itỳ ianao fa fohy loatra ilay izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to add to, to lengthen (at the bottom or the back) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay allonger, ajouter au fond ou au dos [Hallanger 1974]
Endriteny 
manovana
nanovana
hanovana
manovàna

Teny iditra manovàna (tovana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manovana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/09