Teny iditra manovoka (ovoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala, manesotra, manatsoaka; maniny mafy dia mafy, mandevilevy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manovoka
nanovoka
hanovoka
manovoha

2012/07/23