Teny iditra manovona (tovona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [Abinal 1888]
Endriteny 
manovona
nanovona
hanovona
manona
Ohatra 
1Tsy manovona ampen-tany [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [Rasamuel: Manjakadoria]

Teny iditra manovòna (tovona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manovona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2019/08/17