Teny iditra manovotrovotra (hovotrovotra (hovotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manozongozona, manontsonkontsona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manovotrovotra
nanovotrovotra
hanovotrovotra
manovotrovota

2013/04/09