Teny iditra manozona (ozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to curse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maudire [Hallanger 1974]
Endriteny 
manozona
nanozona
hanozona
manozòna
Ohatra Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa. [Baiboly: 2:021:017/Eksodosy 21:17..]

Teny iditra manozòna (ozona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/16