Teny iditra manozongozona (hozongozona (hozona))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Ma [...]
¶ Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy [...]
¶ Mitady haka: Mila hanozongozona ny ta [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to shake to agitate [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   secouer, agiter [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manozongozona
nanozongozona
hanozongozona
manozongozòna

Teny iditra manozongozòna (hozongozona (hozona))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozongozona [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/16