Teny iditra mantsana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tontolo mipaka, maninjitra: Telo taona mantsana [Rajemisa 1985]

Teny iditra mantsana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kely mailaka sy kinga [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] kinga, mailaka [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

2009/02/23