Teny iditra |
mantsy
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Jereo manko
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Comme manko
[1.3]
|
Ohatra | Tsy ho hitako intsony mantsy Razay.
[2.324]
|
|
Teny iditra |
mantsy
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny malagasy | Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Referring to; also used as ornament of speech like manko [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko [1.8]
|
Ohatra |
1 | Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho.
[2.471]
|
2 | Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra.
[2.472]
|
3 | "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty;
[2.293]
|
4 | Raha mba izaho mantsy no nanana elatra!
[2.324]
|
5 | Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:
[2.470]
|
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
mantsy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Maimbobe tsy zaka, mantsina [1.78]
|
|