Teny iditra maodimaody (maody)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
¶ Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   suspicious, apprehensive [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   soupçonneux, méfiant [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   maody

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/22