Teny iditra maola (ola)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanala] adaladala, tsy hendry, maditra [Rakotosaona 1972]
 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
¶ in the provinces, it means mad [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra maolamaola
Teny nalaina 

2013/04/09