Teny iditra maonjana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/11