Teny iditra maotina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Ohatra 
1Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31