Teny iditra maozatra (hozatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mafy tonontononona sy mirirotra.
¶ Mafy be, sarotra izaitsizy [Rajemisa 1985]
 sarotra tapaka [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy muscular, strong, solid [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay musclé, fort, costaud [Hallanger 1974]
 résistant [SLP 1986]
 (racine ozatra). Dit des écorces très fibreuses ou d'autres organes riches en fibres. Pour les feuilles, signifie par contre qu'elles ont des nervures nombreuses et rapprochées. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra maozatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] mizozotra [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31