Teny iditra mara
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] maraorao, marokoroko [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Loko fotsy sy mainty mifanelanelana
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   maramara

Teny iditra Marà
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Marah [Baiboly]
Famaritana frantsay   Mara [Baiboly]
Voambolana  
Teny nalaina  

2015/09/07