Teny iditra marain-tsy hariva (maraina, sy, hariva)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy hita mandrakariva ary isan' andro [Rajemisa 1985]
Ohatra Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [Razafiarivony: Harivolana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/13