Teny iditra marakely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazandrano matsiro fa be taolana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a small fish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay petit poisson plat [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra marakely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Miaramila kely
¶ Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a sort of military drill done by children [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay exercice paramilitaire présenté par les enfants [Hallanger 1974]

2010/11/21