Teny iditra | maramara (mara) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Loko fotsy sy mainty mifanelanelana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Spotted or speckled [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tacheté, moucheté [1.8] | |
Tovy hevitra | mara | |
Fivaditsoratra | mamarara, maramara, ramarama |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |