Teny iditra marani-bava (ranitra, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fatratra raha hiteny, malama vava
¶ fihara-bava [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra fihara-bava ~ marani-dela

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31