Teny iditra marani-tsaina (ranitra, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2012/06/13