Teny iditra marao (rao)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mibontsimbontsina, marokoroko, masaosao: Vato maraorao, [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   rough to the touch [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rugueux au toucher [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra marao
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] tanora, zazalahy kely [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/11/21