Teny iditra mararin-teny (rary, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31