Teny iditra marary (rary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
¶ Mijaly: Marary ny foko
¶ Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy ill [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay malade [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
marary
narary
harary
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ireo no mitsabo ny marary na maratra [Andraina: Mitaraina]
2Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3nandre anao marary aho [Fox: Hainteny, laharana 127]
4marary anie aho kamarary br/>marary ato an-kilako ato [Fox: Hainteny, laharana 214]
5Narary izy (Il était malade) [Marre: Grammaire]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/19