Teny iditra marary ovana
Singan-teny marary ; ovana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16