Teny iditra maratra (ratra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera ta. min' ny bisikileta
¶ Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wounded, injured [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être blessé, meurtri [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Teny iditra maratra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] simba [Rakotosaona 1972]

2010/11/21