Teny iditra marefo (refo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mora tapaka, mora vaky: Marefo ny rantsan-kazo maina
Mitovy hevitra: makiana ~ malia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Brittle, easily broken; frail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cassant, fragile [1.8]
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20